DVD Aux guerriers du silence... - MC sy C. Paes View larger

DVD Aux guerriers du silence... - MC sy C. Paes

Vaovao

Horonantsarin'i Marie-Clémence & Cesar Paes. Nalaina sary tany Laponia sy Brezily, ny fiarovana ny tontolo iainana, araka ny fijerin'ny mponina indizeny azy.

More details

20,00 €

Data sheet

Taona: 1992
Format: PAL
Running time: 54min
Image: 4:3
Pays: Brazila
Réalisateur/trice: Marie-Clémence sy Cesar Paes

More info

Horonantsarin'i Marie-Clémence & Cesar Paes

mozikan'i Mari Boine

Nalaina sary tany Laponia sy Brezily, ity sarimihetsika ity dia mitantara ny fifandraisan'ny Olona sy ny Voahary, araka ny fijerin'ny mponina indizeny azy. Mihaino ireo mponina Saamis any Arktika sy ny mponina Fulni-ô any Brezily. Ankoatran'ny ranomandry midadasika, ankoatran'ny hazo, ny firenena, ny toetrandro, ny volon-koditra, dia tokana ny feon'ny fieritreretana : eo am-pelatanana ny hoavy.

Golden Dove Dok film festival Leipzig

German Ministry of Environment Prize Ökomedia festival Freiburg

Best film for the survival of Indigenous people Pärnu International fest Estonia

"Tous les documentaristes courent après ce que les Paes pratiquent avec art et force : comment laisser la parole à l’autre, comment le filmer sans dénaturer ses propos ?"

LE SOIR

 

Le dvd acheté à ce tarif est réservé à l'usage privé dans le cercle de famille. Pour toute autre utilisation, merci de nous contacter ou de visiter la page concernant les droits ici >

avis clients

30 other products in the same category:

Customers who bought this product also bought: