LONGBOX DVD + CD Mahaleo Live a l'Olympia
search
  • LONGBOX DVD + CD Mahaleo Live a l'Olympia
  • LONGBOX DVD + CD Mahaleo Live a l'Olympia
  • LONGBOX DVD + CD Mahaleo Live a l'Olympia

LONGBOX DVD + CD Mahaleo Live a l'Olympia

€ 30.00
Tax included

Ivereno ny fanjopiakan'ny fampisehoana roan'ny tarika Mahaleo tao Olympia !

Egalement disponible en streaming sur  

Quantity

 

Sécurité du paiement

 

Délais et frais de livraison

Taorian'ny fivoahan'ny sarimihetsika Mahaleo tamin'ny 2005 dia nankalaza ny faha-35 taonany tao amin'ny Olympia ny tarika mamim-bahoaka indrindra any Madagasikara. Seho parizianina roa ny 2 sy 3 jona 2007 noraisin'ny ekipan'ny sarimihetsika an-tsary. Fanatontosana norangotin'i Cesar Paes. Sary amin'ny HD. Ny fandraisam-peo amin'ny digital surround hitondra anao any Olympia. Fandrindram-peo mafonja avy amin'i Manu Guiot. Ny hira rehetra dia misy dika an-tsoratra amin'ny teny malagasy, ahafahanao mihira toy ny karaokÃ(c). Hira voadika koa amin'ny teny frantsay sy anglisy. DVD azo jerena n'aiza n'aiza eran-tany hatrany Etazonia satria mifandraika PAL sy NTSC, mety koa amin'ny faritry ny DVD rehetra.

« Légendes du blues malgache » (Pariscope)

«Gloires nationales à Madagascar » (Télérama)

« Des musiciens qui allient talent, simplicité et conscience politique » (L’intelligent)

« Des ballades entraînantes, poignantes . » (Le Figaro Etudiant)

« Aux antipodes des canons aseptisés de la musique world » (L’Humanité)

“Des chansons poétiques et drôles, inventant une folk musique spécifiquement malgache ” (Gri-Gri International)

“Entraînantes et lyriques, des ballades au son qui évoque à la fois le calypso et les Beatles” (Chicago Tribune).

Rendez-vous sur le site officiel du film : www.mahaleo.com

 

TRACK-LIST DVD
1. KARABOROSY - Bekoto - 4'00
2. VOLOLONA - Mahaleo - 2'58
3. RIVOTRA - Raoul - 4'10
4. EMBONA SY HANINA - Dadah - 3'40
5. HAY HAY - Raoul - 4'10
6. EFA ELA - Bekoto/Dadah - 3'50
7. RAMIARAMILA - Mahaleo - 5'03
8. SAO DIA ATAON'IALAHY HOE - Raoul - 5'30
9. TSIAFAHY - Mahaleo - 2'45
10. TSY MISY NY DORIA - Dadah - 4'00
11. MIMOZA - Dama - 3'15
12. AOMBY - Bekoto - 3'00
13. MANTA VARY - Dadah - 2'30
14. MOFO TANTELY - Bekoto - 5'15
15. SAMBO DE GERA - Dama - 5'00
16. IANAO - Dadah - 2'20
17. POST SCRIPTUM - Bekoto - 3'10
18. ANDRO RIRININA - Dadah - 3'10
19. LENDREMA - Bekoto - 7'36
20. SOMAMBISAMBY - Raoul - 2'58
21. HANARAKA ANAO - Dadah - 4'40
22. ADIN-TSAINA - Dama - 2'16
23. JAMBA - Dadah - 7'00
24. MADAGASIKARA - Bekoto - 3'15
25. ILAY NOSY - Dadah - 3'10
26. TONTOLO IAINANA - Raoul - 6'15
27. IKALA RATSY ITY - Dama - 3'45
28. ISEKELY - Mahaleo - 2'45
29. RAVORONDREO - Mahaleo - 4'00
30. BEMOLANGA - Dama / Dadah - 3'10
31. MOZAMBIKA - Dama - 3'55
32. MAROVOAY - Dama - 3'20
33. HIARAKA ISIKA - Dadah - 3'45

TRACK-LIST CD
1. Tsiafahy - Mahaleo - 2'45
2. Kurde - Bekoto - 3'17
3. Raha mila fanampiana - Dadah - 3'23
4. Gasikara vita boarina - Mahaleo - 3'41
5. Omaly tolakandro - Dama - 6'10
6. Tsy miraharaha - Dama - 4'28
7. Antanambao - Bekoto - 3'34
8. Hanaraka anao - Dadah - 4'42
9. Raha noana ny kibo - Raoul - 4'06
10. Efa ela - Bekoto/Dadah - 3'59
11. Voasary - Dama - 3'28
12. Voankazo voarara - Raoul - 2'57
13. Ikala ratsy ity - Dama - 3'46
14. Manta vary - Dadah - 2'34
15. Aomby - Bekoto - 3'01
16. Fitia vao mitsiry - Dadah - 3'19
17. Mihodinkodina - Raoul - 2'33
18. Somambisamby - Raoul - 2'58
19. Ilay Nosy - Dadah - 3'16
20. Ravorondreo - Mahaleo - 3'21

vous pouvez aussi acheter les morceaux sur iTunes, Amazon music, VirginMega et toutes les plateformes, en cliquant sur leur nom en bas de ce lecteur

Le dvd acheté à ce tarif est réservé à l'usage privé dans le cercle de famille. Pour toute autre utilisation, merci de nous contacter ou de visiter la page concernant les droits ici >

300OLY

Data sheet

Taona:
2008
Réalisateur/trice:
Cesar Paes
Pays:
Madagasikara
Format:
NTSC / PAL
Zone:
Multizone
Subtitles:
FRANCAIS, MALAGASY, ENGLISH
Running time:
146min
Image:
16:9
Sound:
Dolby digital 5.1
Booklet:
40 pages FRANCAIS, MALAGASY, ENGLISH
Packaging:
Longbox DVD + CD
Weight:

Specific References

ean13
0206200735777

You might also like

Comments (0)
No customer reviews for the moment.